|
|
|
|

Teny iditra 1  ngeza
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Sady lehibe no lava, lehibe dia lehibe: Trano ngeza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 honourable, great, illustrious, famous; huge. Compare Swahili Mgreza [1.2]
Tovy hevitra  9 ngezabe
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe ngeza

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22