Teny iditra | ngirina | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Manao maso kely toa mikimpikimpy fa tsy mikimpy tanteraka. [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Having one eye nearly closed, having an eye deformed. [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Qui ferme les yeux à moitié [1.3] | ||
Sampanteny |
| ||
Tovy hevitra | ngiri-maso | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |