| Teny iditra | 1 ngita |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 woolly hair; well twisted cord. Comp. tso-bolo (tsotra).
[1.2] 20 kinky (of hair); well-twisted (of rope) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 crépu, qui a des cheuveux laineux
[1.196] 22 crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde) [1.8] |
| Ohatra |
23 Lahy fotsy ngita volo Rakoto.
[1.437#]
24 Eto no misy volo ngita mifandray tendro sy akondro mifanakon-dravina aminy. [2.588#] 25 Amin' ny ankapobeny dia misy karazany roa ny volon' ny vehivavy: ngita sy malama. [1.519#] |
| Fikambanana | 26 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe ngita |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | ngita, 28 tangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|