|
|
|
|

Teny iditra 1  ngodona
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  15 Ny feo mirohondrohon' ny fandeha, ny famindra, ngadona
16 Ny tenin' andriana tsy mba mitsaika fa mingodona: ny kabarin' ny mpanjaka tsy mba heno toy ny bitsibitsika fa manehoeho eran-tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 a hollow sound [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  18 bruit des pas [1.3]
Voambolana  19  Feo

Fivaditsoratra  20 dongona, ngodona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20