| Teny iditra | 1 ngonona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Filazana na fanononana teny tsy mazava tsara fa ao am-bava ao fotsiny: Tsy namaly izy fa ngonona no nataony sady lasa izy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a low muttering, a low grumbling, a low murmuring.
[1.2] |
| Voambolana | 7 Feo |
| Tovy hevitra | 8 ngonongonona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|