Teny iditra | 1 nikaragoanina |
Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompontany any amin' ny tanin' ny Nikaragoa (Amerika afovoany): Miteny espaniola ny Nikaragoanina Ny volamena no harena nikaragoanina voalohany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |