Teny iditra | nisintona > isintonana (sintona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Teny iditra | nisintona > misintona (sintona) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1] | ||||||||
Ohatra | Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany.
[2.472] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny misintona io | ||||||||
Teny iditra | nisintona > misintòna (sintona) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misintona | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||
![]() |