Teny iditra nofisina (nofy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Azo nofy: Inona àry no nofisiko halina raha fantatrao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be dreamed of. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : nofisina, nofisiko, nofisinao, nofisiny, nofisintsika, nofisinay, nofisinareo, nofisin', nofisin-, nofisim-, nofisi-
Ny lasa : nonofisina, nonofisiko, nonofisinao, nonofisiny, nonofisintsika, nonofisinay, nonofisinareo, nonofisin', nonofisin-, nonofisim-, nonofisi-
Ny hoavy : honofisina, honofisiko, honofisinao, honofisiny, honofisintsika, honofisinay, honofisinareo, honofisin', honofisin-, honofisim-, honofisi-
Filaza mandidy : nofiso

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20