|
|
|
|

Teny iditra1  nonoina (nono)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsentsefina na trohina mba hisintonana ny ronono [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  to be sucked. Used of the teat of a breast. [1.2]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  nonoina, ononina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20