Teny iditra | 1 ntaolo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny olona taloha, ny razana: Hita ao amin' ny ohabolana ny fahendren' ny ntaolo |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [ny tao aloha (?).] the ancients, the ancestors. 5 [1.7] the men of old, the ancestors |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] les anciens, les ancêtres |
Ohatra |
7 Ny Betatoato sy ny Trako dia karazana dihin' ny ntaolo. [2.245#] 8 Inona no hotantarain' ny taranaka rehefa mba ntaolo isika? [1.437#] 9 Manomboka amin' ny kely indrindra ny ntaolo raha mandrefy. [2.436#] |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny ntaolo io |
Fivaditsoratra | 18 atolon, naloto, natolo, ntaolo, tolona |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |