|
|
|
|

Teny iditra1  Ny Bokin-dRakotovao
Zana-dohateny  2  1843-1906
Sokajin-teny  3  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Singan-teny  4  boky
Mpanoratra  5  Cohen-Bessy Annick
Mpanonta printy  6  Tsipika. 1992. Takila: 387.
Sombiny 
1896/10
289
Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka.

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06