Teny iditra oboñobo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Bonibony: Mirosoa añareo eñy amin'ny renen-jaza hañalaka fañafaña hoan'itoy anajaza itoy fa tratsin'ny oboñobo i manao tahak'io (Mankanesa any amin'ny renin-jaza ianao haka fanafody ho an'ity zaza ity fa voan'ny bonibony izy manao sahalan'io) [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31