| Teny iditra | 1 obonobonina |
| Fototeny | 2 obonobona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Bontsinina; saronana na sakobonina ao anaty lamba
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Qu'on gonfle, qu’on couvre en gonflant le lamba
[1.3#456] |
| Fivaditsoratra | 10 anobonobony, obonobonina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|