|
|
|
|

Teny iditra1  odra
Sokajin-teny  2  tenim-piontanana
Fanazavàna teny malagasy  3  Enti-milaza figagana, fahatairana: Odra! fahalavoana re izany [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  4  Ny tenim-piontanana rehetra

Fivaditsoratra  5  daro, dora, drao, droa, odra, Rado, rado, roda

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31