Teny iditra (1/2) | 1 ohabolana |
Singan-teny | 2 ohatra, volana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Teny atao amin' ohatra hilazana hevitra: oh. Vivy nanitrika ka bongo mason' ny nahiny, izay ilazana an' ohatra ny olona voan' ny nataony ihany. (jereo fitenenana) [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 a proverb [1.2, 1.7] 6 an adage, a trite saying [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 proverbe [1.8] |
Ohatra |
8 dia izany no nahatonga ny ohabolana hoe Antananarivo no mafana trano ka i Vakiniiidiana no solo tanora. [2.48] |
Voambolana |
9 Haisoratra: (amin' ny ankapobeny) |
Tovy hevitra | 10 fitenenana |
Lohateny |
11 Du Ohabolana au Hainteny (Domenichini-Ramiaramanana Bakoly) 12 Ny Ohabolana Malagasy (Rahajarizafy Antoine (s.j.)) 13 Ny Ohabolan' ny Ntaolo (Cousins William Edward) 14 Ohabolana () 15 Ohabolana Betsimisaraka (Samson Robert) 16 Ohabolana Betsimisaraka (Laimijay Joël) 17 Ohabolana Malagasy (Rinarasoa Estine) 18 Ohabolana malagasy (Ny Onja) 19 Ohabolana ou Proverbes Malgaches (Houlder J.A.) 20 Ohabolana sy fomba fiteny (Ramaroson Léonard) 21 Ohabolana Tantsiraka (Rakotoson Philippe) 22 Ohabolana vaovao (Ratsimbazafy Louis) 23 Ohabolana voalamina (Ratatamo) |
Tsanganana sy sary iray takila |
24 OHABOLANA |
Sary |
|
Teny iditra (2/2) | 32 Ohabolana |
Singan-teny | 33 ohabolana |
Sokajin-teny | 34 anaran-tsamirery (boky ara-baiboly) |
Fanazavàna teny malagasy |
35 Randzavola: Ohabolana amin' ny Baiboly [1.38] |
Fanazavàna teny anglisy |
36 Proverbs: one of the books of the Bible [2.996] |
Fanazavàna teny frantsay |
37 Proverbes: un des livres de la Bible [2.996] |
Voambolana |
38 Soratra Masina |
Fivaditsoratra | 39 hobalanao, ohabolana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |