|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  Ohabolana Malagasy
Sokajin-teny  2  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Voambolana  3  Haisoratra: boky
Singan-teny  4  ohabolana, malagasy
Mpanoratra  5  Rinarasoa Estine
Mpanonta printy  6  Librairie Mixte. 1974. Haavony: 17cm. Ambainy: 12cm. Takila: 328.
Sary 

Teny iditra (2/3)8  Ohabolana malagasy
Sokajin-teny  9  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  10  [2.299#10] nohazay ain' ny Onja (Andriamboavonjy Benjamin Ranaivo) tao amin' ny fampielezam-peo, ary navoakany am-boky nanomboka tamin' ny taona 1960. Tsy voaisa ny ohabolana avy amin' ny foko rehetra voatsiahy ao, fa mahavariana kosa ny fivoasan' ny Onja azy araka ny tantara amam-pomba mety ho takatra.
Singan-teny  11  ohabolana, malagasy
Mpanoratra  12  Ny Onja

Teny iditra (3/3)13  Ohabolana malagasy
Sokajin-teny  14  anarana (lohatenin' boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  15  Rasamison Philippe
Mpanonta printy  16  Librairie Mixte. 1982.

Fivaditsoratra  17  Ohabolana malagasy, Ohabolana Malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08