Teny iditra oksizenina > oksizena
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany
(ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1]
 [ oksizenina ] Singa simika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay [ oksizenina ] Oxygène [1.13]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: oxygène.
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  O ~ Fisokajiana miherina