Teny iditra (1/2) | 1 olitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Kankana kely fahita amin' ny hena, nofo efa simba na lo: Feno olitra io hena io fa ario [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 a grub, a small worm. [Malay Ulat.] Comp. kankana. [1.2] 5 a worm [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 ver [1.8] |
Voambolana |
7 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
10 Randzavola: kankana sy olitra ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 11 olitra |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin' ny ntaolo fa avy amin' ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin' ny olitra izy ka tsy nianatra. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 toothache, which is supposed to be occasioned by a small worm in the tooth [1.2] 15 toothache [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 mal aux dent (litéralement ver) [1.54] 17 mal aux dents [1.8] |
Voambolana |
18 Fahasalamana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 23 alotry, laotry, liôtra, olitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08 |