Teny iditra | olorina (olotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fisian' ny tena eo akaikin' ny zavatra iray: Olory ny rindrina fa aza halavitina [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | olorana | ||||||||
Fivaditsoratra | anolory, olorina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |