Teny iditra | 1 ombalahy fanoto |
Singan-teny | 2 ombalahy, fanoto |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilay fanoto ataon' ny lehilahy matanjaka sahala amin' ny omby tolomina eo amin' ny fotoam-pamorana zaza [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |