|
|
|
|

Teny iditra1  ombalahy lafon' ny vavany
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] olona tsy dia misy vidiny firy fa be vava fotsiny
Singan-teny  4  ombalahy, lafo, vava
Tovy hevitra  5  ombalahy lafon' ny feony

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10