|
|
|
|

Teny iditra 1  ombana
Fototeny  2 omba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Rakofana, sakobonina, amin' ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany ny elany ny zanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be accompanied by, to be associated with. [1.2]
10 to be covered, to be protected [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on couvre, qu'on protège [1.8]
Ohatra  12  Antenainay fa hanamora ny asan' ny mpampianatra eo amin' ny fampianarany ny taranja Malagasy ireo andiana boky ireo izay ombana boky torolalana. [2.442#3]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 ambano, 15 anambo, 16 banoma, 17 manabo, 18 naomba, ombana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21