Teny iditra | 1 ombotana (ombotra) |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Ongotana, alana amin-kery [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 to be plucked up, to be eradicated. [1.2] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 9 mañaboto, ombotana, tambonoa, tomboana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |