|
|
|
|

Teny iditra 1  omena
Fototeny  2 ome
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Afoy: Omeko anao ity boky ity
10 Atolotra: Omeo ahy kely io antsy io
11 Tolorana: Omeo antsy kely aho handidiaho hena
12 Asiana: Omena tehamaina, daka
13 Tolorana (zavatra) hohanina, hosotroina: Omeo fanafody ny marary [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14 to be given, to be presented. [1.2]
15 to be given [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 qu'on donne, à qui on donne [1.8]
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe omena
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  19 Enoma, 20 Manoe, 21 menao, 22 Noema, omena

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21