|
|
|
|

Teny iditra 1  ompiana
Fototeny  2 ompy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Velomina sy ahina, karakaraina: Omby telo ary gisa folo no ompiany any antsaha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be reared, to be brought to maturity. Used of domestic animals and fowls. [1.2]
Ohatra  10  Mba marina tokoa anefa ny azy, satria noho izany, dia mba nanana fidiram-bola hafa noho ny vidim-bokatra na ny vidin' ny vorona ompiana izahay. [2.472#31]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ompiana
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  13 anampio, 14 iompana, ompiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/28