|
|
|
|

Teny iditra1  ompikely
Fototeny  2  ompy
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Hainifiaraha-monina
Fanazavàna teny malagasy  5  Ny mpanompo zanaky ny andevon-drazana izay noheverina ho ohatra ny ankizy tao an-trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  [kely, little.] a home-born slave, a slave brought up in one's family. [1.2]
Ohatra  7  nahazo ankizilahy sy ankizivavy aho sady nanana ompikely; [2.996]
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny ompikely io

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31