|
|
|
|

Teny iditra1  ondranondranana (ondranondrana)
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany: Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  silly, half-witted. [1.2]
Ohatra  5  Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho. [2.5#]
Tovy hevitra  6  ondranana
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny ondranondranana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/10