| Teny iditra | 1 ongahana |
| Fototeny | 2 ongaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ingaina, faohina, paohina: Nongahan' ny rivotra ny tafon' ny trano teto antanàna
9 Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan' ireo mpikarama ny entana rehetra kadimy minitra monja dia nadiodio ny trano [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|