Teny iditra onony (onona)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fetra, antonony: Mahalala onony. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Fit, suitable. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Convenable, de taille moyenne, d'un bon naturel; modération, tempérance: Mahalala onony io lehilahy io (C'est un homme modéré, tempérant) [1.3]
Ohatra Fa hitadiavako ny onony hahalalany ny sitrapon'ialahy. [2.298]
Kamban-teny 

Teny iditra onony (onona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ononina [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17