|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ony
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Renirano mivarina any an-dranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  a river. See renirano. [mal. Sungai. For omission of s see ompa, etc.] [1.2]
6  a river [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  rivière [1.8, 1.13]
8  fleuve [1.8]
Ohatra  9  Teo amoron' ony ianao, no nofisiko namintana; [2.1022#]
10  misy adaladala isika koa manao rano maina ony. [2.298#72]
11  Mandoro biriky eny amoron' ny ony koa izy ireo. [2.445#117]
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny ony io
Tsanganana sy sary iray takila  16  reniRAno, Ony
Lahatsoratra  17  Randzavola: ony ao amin' ny Baiboly
Sary 
18 
19 

Teny iditra (2/2)20  ony
Sokajin-teny  21  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  22  See onotra [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11