|
|
|
|

Teny iditra 1  orenana
Fototeny  2 orina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 tsatohana: Terỳ amoron' ny renirano no norenana ny lay
9 ananganana: Tsy azo orenana trano, hono, eto fa hisy lalana hatao
10 ilana, ananganana (ady): Norenany ady tamin' ny taniko aho [1.1]

Fivaditsoratra  11 anareno, 12 anerano, 13 anorena, 14 onerana, orenana

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04