|
|
|
|

Teny iditra 1  orosana
Fototeny  2 orotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ravin-javamaniry ongotana amin' ny tanana, ririsana: Orosy ny ravin' io voaroihazo io [1.1]
Tsipelina hafa  9 orotana

Fivaditsoratra  10 asorona, orosana, 11 rosoana, 12 Soarano

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22