|
|
|
|

Teny iditra osy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A goat (Capra hircus) [1.2]
 A goat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bouc [1.54]
 Chèvre [1.3, 1.8]
Anarana ara-tsiansa Capra hircus
Ohatra Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606]
Voambolana 
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15