|
|
|
|

Teny iditra1  osy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Biby fiompy, fianakaviam-ben' ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana hoe "Tay ny osivavy somorina; ny lova tamindray tsy avala ary ny hetra tamin-dreny tsy diso"; bengy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a goat (Capra hircus) [1.2]
5  a goat [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  bouc [1.54]
7  chèvre [1.3, 1.8]
Ohatra  8  Tsy manampy firy amin'ny fivelomana ireo biby ireo, afa-tsy ny osy izay manome ronono sy ny akoho manatody angaha. [2.606#]
Voambolana  9  Haibiby: mampinono
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lahatsoratra  20  Randzavola: osy ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  21  iso, osy, sio, soy

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/15