|
|
|
|

Teny iditra 1  otronina
Fototeny  2 otrona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Fihinina amin' ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo io
9 Iarahana mba ho fanajana sy fanomezam-boninahitra: Notronin' ny vahoaka ny filohan' ny nosy
10 Hodidinina: Notronin' ny fianakaviany izy tamin' izy hiondrana ho any am-pita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be escorted [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on escorte [1.8]
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 anotrony, otronina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21