|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  otsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  zaza faran'izay tanora, ny zandriny indrindra, faralahy [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  otsy
Sokajin-teny  5  anarana
Voambolana  6  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  7  (déformation fréquente de ontsy (1)). Musa paradisiaca L. (Musaceae). [Tanala] [1.196]
[Betsileo]
Anaram-javamaniry 
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  10  otsy, tosy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31