Teny iditra oviana
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy When? (of past time) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Interrogatif, quand? (temps passé) [1.8]
Ohatra Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara? [2.5]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26