| Teny iditra | 1 pahina |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso
10 Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny ambany maso [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 dim (of the eyes)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 Qui a la vue courte, faible ; myope ; qui ne sait pas trouver ce qu’il cherche.
[1.3#475] 13 dont la vue est faible (se dit des yeux) [1.8] |
| Ohatra |
14 Ny maso pahina, ny sofina lalodalovana, dia mamadi-dresaka lava izao!
[2.528#]
15 Efa pahina ny mason-dRazanahary fa efa antitra loatra ka nanontany hoe : « Iza moa izany fa tsy mahita ny masoko? [1.436#] |
| Voambolana | 16 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|