|
|
|
|

Teny iditra1  palitao
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Akanjo ambonin-dehilahy midina hatreo amin' ny fitombenana, misy paosy ivelany, ary mivady amin' ny pataloa
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] a jacket, a suit coat
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] paletot
6  [1.13] veste
Ohatra  7  misatroka volotsangana sady manao palitao fotsy sy pataloha mainty, [2.324]
Voambolana  8  Toe-karena: zaitra
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  11  palitao, pataoly

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21