Teny iditra palmie
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. palmier] Anarana itambarana ilazana ireo karazan-kazo manana toetra manokana: ny tahony, tsoatokana; ny isan-draviny, fitambarana ravina madinika maromaro, toy ny rafia, voaniho [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: palmier.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31