|
|
|
|

Teny iditra1  paradoxe    
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.4] hevitra manohitra ny hevitry ny be sy ny maro
4  [1.66] hevimanohitra, hevimitsipaka, hevimifanohitra (amin' ny mahazatra)
Ohatra  5  Tao amin'ity Kolejy farany ity no nanombohany nanoratra raha nandray anjara tamin'ny gazety nifanaovan'izy samy mpianatra tao izy, ka tamin'izay no nakany ny solon'anarana hoe " Dox" mifanohitra amin'ny hoe "paradoxe" , hoy izy, no nakany an'io noho izy tsy mba tia "paradoxe. [2.313]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07