Teny iditra |
parasy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely mitsentsitra ny ran' ny biby lehibe sy ny olona ka manaikitra mampangidihidy izaitsizy: Mitondra areti-mifindra toy ny pesta ny parasy
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A flea. See Parandy, Pia [Swa, papasi, ticks.] [1.2]
|
| A flea [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Puce [1.3, 2.415, 1.8, 1.13]
|
| Se disait des parasites [2.415]
|
Ohatra | Ny andro voalohany nianarana, dia nanome fanazavana Ramose momba ny pesta, ny asan' ny voalavo sy ny parasy amin' ny fielezan' ny aretina.
[2.472]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|