Teny iditra patriarika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. patriarque] Anaram-boninahitry ny eveka any amin' ny eglizy katolika tatsinanana. (Fiv. kat.) [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: patriarque.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31