Teny iditra patripatry
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Vaventiventy, fatrofatro (fiteny fahiny amin' ny vakivakim-bola, ary ankehitriny amin' ny voanjavamaniry lehibe noho ny namany, sady tsara). [1.1]
Sampanteny 
 

Teny iditra patripatry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A pensive look (Prov.) [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31