|
|
|
|

Teny iditra 1  peperana
Fototeny  2 pepetra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana
9 Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be told, to be enjoined, to be charged. [1.2]
11 to be given definite orders [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 à qui on donne un ordre précis [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20