| Teny iditra | 1 pepetra |
| Fototeny | 2 petra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy
7 Hevitra nifanekena ary tandremana tsara: Natao ny pepetra alohan' ny hisarahana. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 A strong request, an express order, injunction, or charge.
[1.2] 9 an express order, definite instructions [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Commission, recommandation, injonction, charge que l'on confie
[1.3#483] 11 ordre précis [1.8] |
| Tovy hevitra | 12 petra |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|