Teny iditra | 1 petra-bola |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] vola apetraky ny olona hampiasaina ao amin'ny fanjarianasa iray |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] stocks, bonds and other commercial papers |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] actions, bons du trésor et autres valeurs 6 [1.13][petrabola] placement, épargne; action, titre |
Voambolana |
7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Singan-teny | 8 petraka, vola |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |