|
|
|
|

Teny iditra 1  pinelatra
Fototeny  2 pelatra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
Fanazavàna teny malagasy  6 Voapelatra, pelarana, voafelaky ny tehamaina: Nopinelany ilay zaza maivan-doha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 souffleté [1.3#481]
Tovy hevitra  8 voapelatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22