|
|
|
|

Teny iditra1  pinotsitra (potsitra)
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  3  voapotsitra, potsirina: Naharary ilay voy nopinotsitra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  crevé, percé, dévoilé [1.3#495]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8  voapotsitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20