|
|
|
|

Teny iditra 1  pintsana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  7 [Antambahoaka] kely, fingotra, manify [1.78]
8 Olona keliray na kelireny fa kinga; maivamaivana sy mailaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 svelte, mince et agile [1.3]
Tovy hevitra  10 pintsampintsana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22